Ohabolana 14:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ny mpanompo lalin-tsaina no mahafinaritra ny mpanjaka,+ fa mahatezitra azy kosa ny mpanompo manao izay mahamenatra.+ Ohabolana 16:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Toy ny iraka milaza fanamelohana ho faty ny fahatezeran’ny mpanjaka,+ fa ny hendry kosa mahay mampitony izany.+
35 Ny mpanompo lalin-tsaina no mahafinaritra ny mpanjaka,+ fa mahatezitra azy kosa ny mpanompo manao izay mahamenatra.+
14 Toy ny iraka milaza fanamelohana ho faty ny fahatezeran’ny mpanjaka,+ fa ny hendry kosa mahay mampitony izany.+