Mpitoriteny 9:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary nisy lehilahy nahantra nefa hendry tao, ary ny fahendreny+ no nahavoavonjy an’ilay tanàna. Tsy mba nisy nahatsiaro anefa io lehilahy nahantra io.+ Mpitoriteny 10:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Raha misafoaka aminao ny mpitondra, dia aza miala eo amin’ny toeranao,+ fa misoroka fahotana lehibe ny fahatoniana.+
15 Ary nisy lehilahy nahantra nefa hendry tao, ary ny fahendreny+ no nahavoavonjy an’ilay tanàna. Tsy mba nisy nahatsiaro anefa io lehilahy nahantra io.+
4 Raha misafoaka aminao ny mpitondra, dia aza miala eo amin’ny toeranao,+ fa misoroka fahotana lehibe ny fahatoniana.+