1 Samoela 25:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary niankohoka teo an-tongony+ ravehivavy ka niteny hoe: “Aoka ho ahy ny fahadisoana,+ tompoko. Ary mba avelao ny mpanompovavinao hiteny kely aminao,+ ka henoy ny tenin’ny mpanompovavinao. Ohabolana 25:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Faharetana no ahafahana mandresy lahatra ny mpitari-tafika, ary ny teny malefaka mahavita manapaka taolana.+
24 Ary niankohoka teo an-tongony+ ravehivavy ka niteny hoe: “Aoka ho ahy ny fahadisoana,+ tompoko. Ary mba avelao ny mpanompovavinao hiteny kely aminao,+ ka henoy ny tenin’ny mpanompovavinao.
15 Faharetana no ahafahana mandresy lahatra ny mpitari-tafika, ary ny teny malefaka mahavita manapaka taolana.+