1 Mpanjaka 2:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Ary nandefa olona hiantso an’i Simey+ ny mpanjaka, ka nanao taminy hoe: “Manorena trano eto Jerosalema, ka mipetraha ao. Aza miala ao an-tanàna mihitsy ary aza mankany an-toeran-kafa. Mpitoriteny 8:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aza maika hiala eo anatrehan’ny mpanjaka.+ Ary aza mikiry manao ratsy,+ fa azony atao daholo ange izay tiany hatao e!+ Titosy 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 tsy hanaratsy olona, tsy ho tia ady,+ fa hahay handanjalanja+ sy halemy fanahy tanteraka amin’ny olona rehetra.+
36 Ary nandefa olona hiantso an’i Simey+ ny mpanjaka, ka nanao taminy hoe: “Manorena trano eto Jerosalema, ka mipetraha ao. Aza miala ao an-tanàna mihitsy ary aza mankany an-toeran-kafa.
3 Aza maika hiala eo anatrehan’ny mpanjaka.+ Ary aza mikiry manao ratsy,+ fa azony atao daholo ange izay tiany hatao e!+
2 tsy hanaratsy olona, tsy ho tia ady,+ fa hahay handanjalanja+ sy halemy fanahy tanteraka amin’ny olona rehetra.+