FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Estera 8:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary niala teo anatrehan’ny mpanjaka i Mordekay, nanao akanjom-boninahitra+ vita tamin’ny lamba manga sy lamba rongony. Nanao satroboninahitra volamena lehibe koa izy, sady nanao fitafiana ivelany tena tsara+ vita tamin’ny volonondry nolokoana volomparasy somary mena.+ Dia nihorakoraka sy faly be ny tao an-tanànan’i Sosana,+

  • Salamo 18:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Hanome ahy ny ampinga famonjenao ianao,+

      Ary hanohana ahy ny tananao ankavanana.+

      Ny fanetren-tenanao no hampisandratra ahy.+

  • Daniela 2:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Koa nomen’ny mpanjaka toerana ambony+ i Daniela, sady notolorany fanomezana lehibe maro, ary notendreny ho filohan’ny faritanin’i Babylona+ sy ho mpiadidy hifehy ny olon-kendry rehetran’i Babylona.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara