Genesisy 41:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Dia nesorin’i Farao ny peratra fanombohan-kase+ teny amin’ny tanany ka nataony tamin’ny tanan’i Josefa, ary nampitafiany lamba rongony tena tsara izy sady nasiany rojo volamena ny vozony.+ Estera 6:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Aoka halaina ny akanjom-boninahitra+ fanaovan’ny mpanjaka, sy ny soavaly fitaingenan’ny mpanjaka,+ dia soavaly hasiana satroboninahitra, Lioka 16:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “Nisy lehilahy+ manankarena nanao akanjo vita tamin’ny lamba volomparasy sy rongony. Niravoravo isan’andro izy sady niaina tao anatin’ny renty.+
42 Dia nesorin’i Farao ny peratra fanombohan-kase+ teny amin’ny tanany ka nataony tamin’ny tanan’i Josefa, ary nampitafiany lamba rongony tena tsara izy sady nasiany rojo volamena ny vozony.+
8 Aoka halaina ny akanjom-boninahitra+ fanaovan’ny mpanjaka, sy ny soavaly fitaingenan’ny mpanjaka,+ dia soavaly hasiana satroboninahitra,
19 “Nisy lehilahy+ manankarena nanao akanjo vita tamin’ny lamba volomparasy sy rongony. Niravoravo isan’andro izy sady niaina tao anatin’ny renty.+