Salamo 68:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Teneno mafy ny bibidia any anaty bararata,+ sy ny andian’ombilahy,+Mbamin’ny zanak’ombin’ny vahoaka, fa samy manitsakitsaka volafotsy ireny.+Manaparitaka ny olona tia ady Izy.+ Isaia 19:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ho maimbo ireo renirano, hihena ka ho ritra ireo lakandranon’i Neily any Ejipta,+ ary ho simba ny bararata+ sy ny harefo.
30 Teneno mafy ny bibidia any anaty bararata,+ sy ny andian’ombilahy,+Mbamin’ny zanak’ombin’ny vahoaka, fa samy manitsakitsaka volafotsy ireny.+Manaparitaka ny olona tia ady Izy.+
6 Ho maimbo ireo renirano, hihena ka ho ritra ireo lakandranon’i Neily any Ejipta,+ ary ho simba ny bararata+ sy ny harefo.