Joba 10:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Alohan’ny handehanako tsy hiverina intsony,+Ho any amin’ny tany anjakan’ny haizina sy ny haizim-pito,+ Joba 14:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ny olombelona koa dia matory ary tsy mifoha.+Eny, tsy hifoha izy mandra-pahafoanan’ny lanitra,+Ary tsy ho taitra amin’ny torimasony.+ Salamo 78:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Tsaroany foana fa nofo ihany ireo,+Ary miala ny ainy ka tsy miverina intsony.+ Mpitoriteny 9:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Izay rehetra azon’ny tananao atao dia ataovy amin’ny herinao manontolo,+ fa tsy misy asa na eritreritra na fahalalana+ na fahendrena+ ao amin’ny Fasana,*+ izay toerana halehanao.+
21 Alohan’ny handehanako tsy hiverina intsony,+Ho any amin’ny tany anjakan’ny haizina sy ny haizim-pito,+ Joba 14:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ny olombelona koa dia matory ary tsy mifoha.+Eny, tsy hifoha izy mandra-pahafoanan’ny lanitra,+Ary tsy ho taitra amin’ny torimasony.+ Salamo 78:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Tsaroany foana fa nofo ihany ireo,+Ary miala ny ainy ka tsy miverina intsony.+ Mpitoriteny 9:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Izay rehetra azon’ny tananao atao dia ataovy amin’ny herinao manontolo,+ fa tsy misy asa na eritreritra na fahalalana+ na fahendrena+ ao amin’ny Fasana,*+ izay toerana halehanao.+
12 Ny olombelona koa dia matory ary tsy mifoha.+Eny, tsy hifoha izy mandra-pahafoanan’ny lanitra,+Ary tsy ho taitra amin’ny torimasony.+
10 Izay rehetra azon’ny tananao atao dia ataovy amin’ny herinao manontolo,+ fa tsy misy asa na eritreritra na fahalalana+ na fahendrena+ ao amin’ny Fasana,*+ izay toerana halehanao.+