1 Tantara 29:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa mpivahiny sy mpiavy+ izahay eo anatrehanao, tahaka ny razanay rehetra. Toy ny aloka ihany ny andronay etỳ an-tany,+ ka tsy misy antenaina. Joba 14:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Ny olona atera-behivavy+Dia fohy andro iainana+ sady mitebiteby lava.+ Salamo 144:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mihelina toy ny fofonaina ny olombelona,+Ka toy ny aloka mandalo ny androm-piainany.+
15 Fa mpivahiny sy mpiavy+ izahay eo anatrehanao, tahaka ny razanay rehetra. Toy ny aloka ihany ny andronay etỳ an-tany,+ ka tsy misy antenaina.