FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 29:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Fa mpivahiny sy mpiavy+ izahay eo anatrehanao, tahaka ny razanay rehetra. Toy ny aloka ihany ny andronay etỳ an-tany,+ ka tsy misy antenaina.

  • Joba 8:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Fa vao omaly isika,+ ka tsy mahalala na inona na inona,

      Satria aloka ihany ny androntsika eto an-tany.+

  • Joba 14:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Toy ny voninkazo izy, eny, toy ny voninkazo izay mamelana nefa tapahina avy eo.+

      Ary mandositra toy ny aloka+ izy, ka tsy misy intsony.

  • Salamo 102:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Toy ny aloka madiva hanjavona ny androko,+

      Ary malazo toy ny ahitra aho.+

  • Mpitoriteny 8:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ho ratsy fiafara kosa ny ratsy fanahy,+ sady tsy ho afaka hanalava ny androm-piainany, izay toy ny aloka,+ satria tsy natahotra an’Andriamanitra izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara