Deoteronomia 32:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tonga lafatra izay ataon’ilay Vatolampy,+Fa ara-drariny daholo ny lalany.+Andriamanitra mendri-pitokisana+ izy, ary tsy mba manao ny tsy rariny.+Marina sy mahitsy izy.+ Salamo 143:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Aza mifandahatra amin’ny mpanomponao eo amin’ny fitsarana,+Satria tsy misy olombelona ho marina eo anatrehanao.+ Romanina 3:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa samy efa nanota ny rehetra+ ka tsy mahatratra ny voninahitr’Andriamanitra.+
4 Tonga lafatra izay ataon’ilay Vatolampy,+Fa ara-drariny daholo ny lalany.+Andriamanitra mendri-pitokisana+ izy, ary tsy mba manao ny tsy rariny.+Marina sy mahitsy izy.+
2 Aza mifandahatra amin’ny mpanomponao eo amin’ny fitsarana,+Satria tsy misy olombelona ho marina eo anatrehanao.+