FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Fa avy amin’ny voalobok’i Sodoma ny voalobok’izy ireo,

      Avy amin’ny tanimboly mikitohatohatr’i Gomora.+

      Misy poizina ny voalobok’izy ireo,

      Ary mangidy ny voaloboka amin’ny sampahony.+

  • Rota 1:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Dia hoy izy tamin’ireo: “Aza miantso ahy hoe Naomy, fa antsoy hoe Mara aho satria tena nampangidy ny fiainako ilay Mahery Indrindra.+

  • Joba 16:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Nandrotidrotika ahy ny fahatezerany, ary mankahala+ ahy izy.

      Mihidy vazana amiko koa izy.+

      Manjary masiaka amiko ny mason’ny fahavaloko.+

  • Joba 19:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Tezitra mafy amiko izy,+

      Ary mihevitra ahy ho fahavalony.

  • Joba 33:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Mahita hirika hanoherana ahy foana anefa Izy,

      Ary ataony fahavalony aho.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara