Deoteronomia 25:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 “Raha misy olona mifanditra+ ka tonga mba hotsaraina,+ dia hotsaraina tokoa izy ireo ka hambara ho marina izay marina, ary homelohina izay meloka.+ Joba 40:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Holavinao ve ny hoe manao ny rariny aho?Holazainao fa diso ve aho mba hahamarina anao?+ Ohabolana 17:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Samy zava-maharikoriko amin’i Jehovah+ na izay manameloka ny marina,+ na izay manamarina ny meloka.+
25 “Raha misy olona mifanditra+ ka tonga mba hotsaraina,+ dia hotsaraina tokoa izy ireo ka hambara ho marina izay marina, ary homelohina izay meloka.+
15 Samy zava-maharikoriko amin’i Jehovah+ na izay manameloka ny marina,+ na izay manamarina ny meloka.+