FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 1:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary hoy koa Andriamanitra: “Aoka ny tany hampitsiry ahitra, sy zavamaniry misy voa famboly,+ ary hazo fihinam-boa araka ny karazany avy,+ izay mamokatra voankazo misy voany.+ Eny, aoka ny tany hampitsiry izany rehetra izany, eny ambonin’ny tany.” Dia nisy izany.

  • Salamo 104:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Mampitsimoka ahi-maitso ho an’ny biby Izy,+

      Ary koa zavamaniry ho an’ny olombelona,+

      Mba hahatonga ny tany hamokatra sakafo+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara