Genesisy 1:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary hoy koa Andriamanitra: “Efa nomeko anareo ny zavamaniry rehetra misy voa famboly, eny, ny zavamaniry rehetra eny ambonin’ny tany manontolo sy ny hazo rehetra izay mamokatra voankazo misy voany.+ Aoka ho sakafonareo izany.+ Salamo 72:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hahavokatra be ny tany,+Ary na eny an-tampon-tendrombohitra aza dia ho be ny vokatra.+Ho betsaka toy ny any Libanona ny vokatry ny taniny,+Ary hiroborobo toy ny ahitra amin’ny tany ny olona ao an-tanàna.+ Matio 13:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Io voa io tokoa no bitika indrindra amin’ny voa rehetra. Rehefa maniry anefa izy, dia izy no anana lehibe indrindra ka tonga hazo. Koa tonga ny voro-manidina+ maka toerana eo amin’ny sampany.”+
29 Ary hoy koa Andriamanitra: “Efa nomeko anareo ny zavamaniry rehetra misy voa famboly, eny, ny zavamaniry rehetra eny ambonin’ny tany manontolo sy ny hazo rehetra izay mamokatra voankazo misy voany.+ Aoka ho sakafonareo izany.+
16 Hahavokatra be ny tany,+Ary na eny an-tampon-tendrombohitra aza dia ho be ny vokatra.+Ho betsaka toy ny any Libanona ny vokatry ny taniny,+Ary hiroborobo toy ny ahitra amin’ny tany ny olona ao an-tanàna.+
32 Io voa io tokoa no bitika indrindra amin’ny voa rehetra. Rehefa maniry anefa izy, dia izy no anana lehibe indrindra ka tonga hazo. Koa tonga ny voro-manidina+ maka toerana eo amin’ny sampany.”+