Genesisy 9:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Azonareo atao sakafo ny biby mihetsiketsika rehetra izay velona.+ Omeko anareo avokoa izy rehetra, toy ny nanomezako anareo ny zava-maitso.+ Salamo 104:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Mampitsimoka ahi-maitso ho an’ny biby Izy,+Ary koa zavamaniry ho an’ny olombelona,+Mba hahatonga ny tany hamokatra sakafo+ Asan’ny Apostoly 14:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 kanefa tsy namela ny tenany tsy hanana vavolombelona izy, satria nanao soa+ ka nanome anareo ranonorana+ avy eny amin’ny lanitra sy taon-jina, ary nahavoky ny fonareo tamin’ny hanina sy ny fifaliana.”+
3 Azonareo atao sakafo ny biby mihetsiketsika rehetra izay velona.+ Omeko anareo avokoa izy rehetra, toy ny nanomezako anareo ny zava-maitso.+
14 Mampitsimoka ahi-maitso ho an’ny biby Izy,+Ary koa zavamaniry ho an’ny olombelona,+Mba hahatonga ny tany hamokatra sakafo+
17 kanefa tsy namela ny tenany tsy hanana vavolombelona izy, satria nanao soa+ ka nanome anareo ranonorana+ avy eny amin’ny lanitra sy taon-jina, ary nahavoky ny fonareo tamin’ny hanina sy ny fifaliana.”+