1 Mpanjaka 4:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Maro be toy ny fasika eny amoron-dranomasina ny Joda sy ny Israely,+ sady nihinana sy nisotro ary nifaly.+ Apokalypsy 7:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tsy ho noana na hangetaheta intsony ireo, ary tsy hamely azy ny masoandro na ny hafanana mandoro,+
20 Maro be toy ny fasika eny amoron-dranomasina ny Joda sy ny Israely,+ sady nihinana sy nisotro ary nifaly.+
16 Tsy ho noana na hangetaheta intsony ireo, ary tsy hamely azy ny masoandro na ny hafanana mandoro,+