Salamo 72:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa hovonjeny ny mahantra miantso vonjy,+Mbamin’ny ory sy izay rehetra tsy manan-kamonjy.+ Ohabolana 21:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izay manampin-tsofina amin’ny fitarainan’ny mahantra,+ dia tsy hohenoina koa rehefa miantso.+ Ohabolana 24:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Vonjeo izay entina hovonoina, ary enga anie ka havotanao+ izay mangozohozo entina haringana!