FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 15:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Koa tandremo sao mitsiry ao am-ponao ny hevi-dratsy+ hoe: ‘Efa akaiky ny taona fahafito, taom-panafahana.’+ Dia hanjary ho kahihitra ianao rehefa mijery ny rahalahinao mahantra,+ ka tsy hanome azy na inona na inona. Ary hitaraina amin’i Jehovah momba anao izy,+ ka ho fahotana ho anao izany.+

  • Ohabolana 19:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Izay miantra ny mahantra dia mampisambotra an’i Jehovah,+ ary Izy no hanonitra an’izay nafoin’ilay olona.+

  • Ohabolana 28:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Izay manome ho an’ny mahantra dia tsy hanan-java-mahory,+ fa izay manakimpy ny masony kosa ho voaozona imbetsaka.+

  • Jakoba 5:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Tsy mitsahatra miantsoantso+ ny karaman’ny mpiasa nijinja ny sahanareo, dia ny karamany izay tsy omenareo.+ Efa mby any an-tsofin’i+ Jehovah Tompon’ny tafika ny antso vonjy+ ataon’ny mpijinja.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara