Salamo 9:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa hotsaroany ny ory+ rehefa mitady an’izay mpandatsa-dra+ izy.Tsy hohadinoiny tokoa ny fitarainan’ny ory.+ Lioka 18:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tsy hataon’Andriamanitra tokoa ve izay hampiharana ny rariny+ amin’ny olom-boafidiny izay mitaraina aminy andro aman’alina, na dia mahari-po+ amin’ireo aza izy?
12 Fa hotsaroany ny ory+ rehefa mitady an’izay mpandatsa-dra+ izy.Tsy hohadinoiny tokoa ny fitarainan’ny ory.+
7 Tsy hataon’Andriamanitra tokoa ve izay hampiharana ny rariny+ amin’ny olom-boafidiny izay mitaraina aminy andro aman’alina, na dia mahari-po+ amin’ireo aza izy?