FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 9:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary hanao ampamoaka koa aho noho ny amin’ny ranareo. Hataoko ampamoaka ny zavamananaina rehetra noho ny amin’ny ranareo. Ary raha misy olona mamono mahafaty ny rahalahiny, dia hataoko ampamoaka izy noho ny amin’ny ran’ny rahalahiny.+

  • Deoteronomia 32:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Koa mifalia ianareo hafa firenena sy ny vahoakan’Andriamanitra+

      Fa hamaly ny ran’ny mpanompony Izy,+

      Ary hamaly ny nataon’ireo fahavalony+

      Sy handrakotra ny fahotan’ny tanin’ny vahoakany.”

  • 2 Mpanjaka 24:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 sy noho ny ran’olona tsy manan-tsiny+ nalatsany, ka nataony feno ran’olona tsy manan-tsiny i Jerosalema. Koa tsy nety namela heloka i Jehovah.+

  • Isaia 26:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Fa mivoaka avy any amin’ny toerany i Jehovah mba hanao ampamoaka ny mponina amin’ny tany, noho ny fahadisoana nataon’izy ireo taminy.+ Dia hasehon’ny tany ny ra nalatsak’ilay tanàna,+ ary tsy hafeniny intsony ireo novonoina tao.”+

  • Lioka 11:50
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 mba hatao ampamoaka ity taranaka ity+ noho ny amin’ny ran’ny mpaminany+ rehetra nalatsaka hatramin’ny nanorenana izao tontolo izao,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara