1 Samoela 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aza manao teny an’avona loatra ianareo,Aoka tsy hisy teny tsy voahevitra haloaky ny vavanareo,+Fa Andriamanitry ny fahalalana i Jehovah,+Ary izay atao dia tombanany+ ara-drariny. Daniela 5:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 “TEKELA: Nolanjaina tamin’ny mizana ianao ka hita fa maivan-danja.+
3 Aza manao teny an’avona loatra ianareo,Aoka tsy hisy teny tsy voahevitra haloaky ny vavanareo,+Fa Andriamanitry ny fahalalana i Jehovah,+Ary izay atao dia tombanany+ ara-drariny.