Joba 31:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Raha holanjain’Andriamanitra amin’ny mizana marina aho,+Dia ho fantany fa tsy mivadika.+ Romanina 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hamaly ny tsirairay araka izay nataony avy izy:+ 1 Korintianina 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 dia hiharihary ny asan’ny tsirairay, rehefa tonga ny andro fisedrana. Fa hampiharihary izany ny afo,+ ka hampiseho ny karazan’asan’ny tsirairay. Kolosianina 3:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Izay manao ratsy dia azo antoka fa hahazo ny valin’ny+ tsy mety nataony, satria tsy mizaha tavan’olona+ Andriamanitra.
13 dia hiharihary ny asan’ny tsirairay, rehefa tonga ny andro fisedrana. Fa hampiharihary izany ny afo,+ ka hampiseho ny karazan’asan’ny tsirairay.
25 Izay manao ratsy dia azo antoka fa hahazo ny valin’ny+ tsy mety nataony, satria tsy mizaha tavan’olona+ Andriamanitra.