FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 2:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary i Jehovah Andriamanitra namorona ny olona avy tamin’ny vovoky+ ny tany,+ sady nitsoka fofonaina nankao am-bavorony,+ ka lasa zavamananaina* ny olona.+

  • Joba 32:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Fa ny fanahin’Andriamanitra izay ao anatin’ny olombelona mety maty,

      Sy ny fofonain’ilay Mahery Indrindra no manome azy fahiratan-tsaina.+

  • Mpitoriteny 12:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia hiverina amin’ny tany toy ny teo aloha ny vovoka,+ fa ny hery mamelona*+ kosa hiverina amin’Andriamanitra+ izay nanome izany.+

  • Asan’ny Apostoly 17:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary tsy mila karakarain’ny tanan’olona izy, toy ny hoe mila zavatra,+ satria izy no manome ho an’ny olon-drehetra ny aina+ sy ny fofonaina+ ary ny zava-drehetra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara