Salamo 35:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Aoka kosa hihoby sy hifaly ireo finaritra amin’ny fahamarinako,+Ka hilaza foana hoe:+“Hankalazaina anie i Jehovah, izay finaritra amin’ny fiadanan’ny mpanompony!”+
27 Aoka kosa hihoby sy hifaly ireo finaritra amin’ny fahamarinako,+Ka hilaza foana hoe:+“Hankalazaina anie i Jehovah, izay finaritra amin’ny fiadanan’ny mpanompony!”+