Salamo 10:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nahoana ianao no mijoro eny lavitra eny, Jehovah ô?+Nahoana no miafina ianao, amin’ny fotoam-pahoriana?+ Salamo 71:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Aoka ianao tsy ho lavitra ahy, Andriamanitra ô!+Mba ampio haingana aho, Andriamanitro ô!+
10 Nahoana ianao no mijoro eny lavitra eny, Jehovah ô?+Nahoana no miafina ianao, amin’ny fotoam-pahoriana?+