Salamo 51:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Afaho amin’ny trosan-dra aho,+ ry Andriamanitra ô, eny, ry Andriamanitra mpamonjy ahy,+Mba hiresahako amim-pifaliana ny fahamarinanao.+
14 Afaho amin’ny trosan-dra aho,+ ry Andriamanitra ô, eny, ry Andriamanitra mpamonjy ahy,+Mba hiresahako amim-pifaliana ny fahamarinanao.+