FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 9:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Izay mandatsaka ran’olona, dia mba halatsak’olona koa ny rany,+ satria nataon’Andriamanitra araka ny endriny ny olona.

  • 1 Samoela 25:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Ary raha mbola velona koa i Jehovah Andriamanitry ny Israely izay nisakana ahy tsy hanisy ratsy anao,+ dia tsoriko aminao fa efa tsy nisy niangana intsony ny lahy rehetra izay an’i Nabala, mandra-paharainan’ny andro,+ raha toa ka tsy nandeha haingana hihaona amiko ianao.”+

  • Salamo 26:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Aza aringana miaraka amin’ny mpanota aho,+

      Ary aza aripaka miaraka amin’ny mpandatsa-dra,+

  • Ezekiela 33:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Raha hoy aho amin’ny ratsy fanahy: ‘Ho faty tokoa ianao, ry ratsy fanahy!’,+ nefa tsy mampitandrina azy ianao mba hialany amin’ny lalan-dratsiny,+ dia ho faty noho ny fahadisoany ihany ilay ratsy fanahy,+ fa ianao kosa hataoko ampamoaka noho ny amin’ny rany.

  • Asan’ny Apostoly 18:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Nanohitra foana anefa ny Jiosy sady nanevateva,+ ka nakopak’i Paoly ny fitafiany,+ ary hoy izy: “Ianareo ihany no ho tompon’andraikitra ny amin’izay hanjo anareo.*+ Afaka adidy aho.+ Hankany amin’ny olona hafa firenena+ aho manomboka izao.”

  • Asan’ny Apostoly 20:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Koa ataoko vavolombeloko ianareo anio fa afaka amin’ny ran’ny+ olona rehetra aho,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara