Genesisy 20:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia hoy i Abrahama: “Nieritreritra mantsy aho hoe: ‘Tsy matahotra an’Andriamanitra mihitsy ny olona eto amin’ity toerana ity,+ ka hovonoiny aho noho ny amin’ny vadiko.’+ Romanina 3:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Tsy hitan’izy ireo izay antony tokony hatahorana an’Andriamanitra.”+
11 Dia hoy i Abrahama: “Nieritreritra mantsy aho hoe: ‘Tsy matahotra an’Andriamanitra mihitsy ny olona eto amin’ity toerana ity,+ ka hovonoiny aho noho ny amin’ny vadiko.’+