Joba 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Nisy lehilahy iray atao hoe Joba+ tany amin’ny tany Oza.+ Lehilahy tsy nanan-tsiny+ izy, sady marina+ sy natahotra an’Andriamanitra+ ary nifady ny ratsy.+ Ohabolana 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Midika ho fankahalana ny ratsy ny fahatahorana an’i Jehovah.+ Halako ny fanambonian-tena sy ny fireharehana+ sy ny fanao ratsy ary ny vava fandainga.+
1 Nisy lehilahy iray atao hoe Joba+ tany amin’ny tany Oza.+ Lehilahy tsy nanan-tsiny+ izy, sady marina+ sy natahotra an’Andriamanitra+ ary nifady ny ratsy.+
13 Midika ho fankahalana ny ratsy ny fahatahorana an’i Jehovah.+ Halako ny fanambonian-tena sy ny fireharehana+ sy ny fanao ratsy ary ny vava fandainga.+