Salamo 57:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa lehibe ny hatsaram-panahinao feno fitiavana ka mipaka hatreny amin’ny lanitra,+Ary ny fahamarinanao hatreny amin’ny rahona.+ Salamo 103:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa toy ny haavon’ny lanitra raha oharina amin’ny tany+Ny haben’ny hatsaram-panahy feno fitiavana asehony amin’izay matahotra azy.+
10 Fa lehibe ny hatsaram-panahinao feno fitiavana ka mipaka hatreny amin’ny lanitra,+Ary ny fahamarinanao hatreny amin’ny rahona.+
11 Fa toy ny haavon’ny lanitra raha oharina amin’ny tany+Ny haben’ny hatsaram-panahy feno fitiavana asehony amin’izay matahotra azy.+