Salamo 36:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Jehovah ô, any an-danitra ny hatsaram-panahinao feno fitiavana,+Ary tonga hatreny amin’ny rahona ny tsy fivadihanao.+ Salamo 89:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 89 Hohiraiko mandritra ny fotoana tsy voafetra ny hatsaram-panahy feno fitiavana nasehon’i Jehovah.+Hatramin’ny taranaka fara mandimby no hanambarako fa tsy mivadika ianao.+ Salamo 103:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa toy ny haavon’ny lanitra raha oharina amin’ny tany+Ny haben’ny hatsaram-panahy feno fitiavana asehony amin’izay matahotra azy.+
5 Jehovah ô, any an-danitra ny hatsaram-panahinao feno fitiavana,+Ary tonga hatreny amin’ny rahona ny tsy fivadihanao.+
89 Hohiraiko mandritra ny fotoana tsy voafetra ny hatsaram-panahy feno fitiavana nasehon’i Jehovah.+Hatramin’ny taranaka fara mandimby no hanambarako fa tsy mivadika ianao.+
11 Fa toy ny haavon’ny lanitra raha oharina amin’ny tany+Ny haben’ny hatsaram-panahy feno fitiavana asehony amin’izay matahotra azy.+