Salamo 145:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tsara fanahy amin’ny rehetra i Jehovah,+Ary hita eo amin’ny asany rehetra fa mamindra fo izy.+ Salamo 147:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Omeny sakafo ny bibidia+Sy ny zana-goaika mikiakiaka.+ 1 Timoty 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa ho amin’izany tanjona izany no iasantsika mafy sy ikelezantsika aina,+ satria isika manantena+ an’Andriamanitra velona, Mpamonjy+ ny karazan’olona rehetra,+ indrindra fa ireo tsy mivadika.+
10 Fa ho amin’izany tanjona izany no iasantsika mafy sy ikelezantsika aina,+ satria isika manantena+ an’Andriamanitra velona, Mpamonjy+ ny karazan’olona rehetra,+ indrindra fa ireo tsy mivadika.+