Ohabolana 14:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ny olona tsy mora tezitra dia tena manana fahaiza-manavaka,+ fa mampiharihary ny hadalany kosa ny olona tsy manam-paharetana.+ Ohabolana 16:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Aleo olona tsy mora tezitra toy izay lehilahy matanjaka,+ ary aleo olona mahafehy tena toy izay olona mahazo tanàna ho babo.+ Efesianina 4:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Tezera fa aza manota.+ Aza avela ho tratran’ny masoandro milentika ny fahatezeranareo,+
29 Ny olona tsy mora tezitra dia tena manana fahaiza-manavaka,+ fa mampiharihary ny hadalany kosa ny olona tsy manam-paharetana.+
32 Aleo olona tsy mora tezitra toy izay lehilahy matanjaka,+ ary aleo olona mahafehy tena toy izay olona mahazo tanàna ho babo.+