FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 16:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Aleo kely azo tamin’ny fahamarinana,+ toy izay be dia be azo tamin’ny tsy rariny.+

  • Ohabolana 30:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 sao ho voky aho ka handa anao+ ary hilaza hoe: “Fa iza moa i Jehovah?”,+ na ho lasa mahantra aho ka hangalatra ary hanala baraka ny anaran’Andriamanitro.+

  • 1 Timoty 6:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Fomba hahazoan-tombony be+ tokoa ny fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra,+ raha ampiarahina amin’ny fahaiza-mianina amin’izay ananana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara