Salamo 37:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tsara kokoa ny kely ananan’ny olo-marina,+Toy izay ny be ananan’ny ratsy fanahy maro.+ Ohabolana 15:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Aleo kely misy fahatahorana an’i Jehovah,+ toy izay be dia be nefa misy adin-tsaina.+ 1 Timoty 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fomba hahazoan-tombony be+ tokoa ny fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra,+ raha ampiarahina amin’ny fahaiza-mianina amin’izay ananana.+
6 Fomba hahazoan-tombony be+ tokoa ny fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra,+ raha ampiarahina amin’ny fahaiza-mianina amin’izay ananana.+