Malakia 3:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia ho hitanareo indray ny tsy fitovian’ny marina sy ny ratsy fanahy,+ ary ny manompo an’Andriamanitra sy ny tsy manompo azy.”+ Matio 13:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 Ho toy izany koa amin’ny fifaranan’ny rafitr’ity tontolo ity: Hivoaka ny anjely ka hanavaka ny ratsy fanahy+ amin’ny olo-marina,+ Matio 25:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 “Hoy kosa izy amin’izay eo ankaviany: ‘Mialà amiko+ ianareo voaozona, ka mandehana any amin’ny afo+ maharitra mandrakizay izay voaomana ho an’ny Devoly sy ny anjeliny.+
18 Dia ho hitanareo indray ny tsy fitovian’ny marina sy ny ratsy fanahy,+ ary ny manompo an’Andriamanitra sy ny tsy manompo azy.”+
49 Ho toy izany koa amin’ny fifaranan’ny rafitr’ity tontolo ity: Hivoaka ny anjely ka hanavaka ny ratsy fanahy+ amin’ny olo-marina,+
41 “Hoy kosa izy amin’izay eo ankaviany: ‘Mialà amiko+ ianareo voaozona, ka mandehana any amin’ny afo+ maharitra mandrakizay izay voaomana ho an’ny Devoly sy ny anjeliny.+