Matio 12:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ny olona tsara dia mamoaka zavatra tsara avy amin’ny tahiry tsara ananany,+ fa ny olona ratsy fanahy kosa mamoaka zavatra ratsy avy amin’ny tahiry ratsy ananany.+ Efesianina 4:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Aoka tsy hisy teny ratsy hivoaka amin’ny vavanareo,+ fa izay teny tsara ho fampaherezana kosa, rehefa ilaina izany, mba hahasoa an’izay mihaino.+ Kolosianina 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Aoka ho teny mahafinaritra+ sady mamy sira+ foana no holazainareo, mba ho fantatrareo izay tokony havalinareo+ ny olona tsirairay.
35 Ny olona tsara dia mamoaka zavatra tsara avy amin’ny tahiry tsara ananany,+ fa ny olona ratsy fanahy kosa mamoaka zavatra ratsy avy amin’ny tahiry ratsy ananany.+
29 Aoka tsy hisy teny ratsy hivoaka amin’ny vavanareo,+ fa izay teny tsara ho fampaherezana kosa, rehefa ilaina izany, mba hahasoa an’izay mihaino.+
6 Aoka ho teny mahafinaritra+ sady mamy sira+ foana no holazainareo, mba ho fantatrareo izay tokony havalinareo+ ny olona tsirairay.