Salamo 89:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 Tsarovy fa fohy ihany ange ny androm-piainako e!+Dia ho very maina fotsiny ve ny namoronanao ny zanak’olombelona rehetra?+ Salamo 90:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Atoroy anay ny fanisana ny andronay,+Mba hanananay fo hendry.+ Salamo 119:84 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 84 Haharitra angaha moa ny androm-piainan’ny mpanomponao?+Rahoviana ihany ianao no hampihatra didim-pitsarana amin’ireo manenjika ahy?+
47 Tsarovy fa fohy ihany ange ny androm-piainako e!+Dia ho very maina fotsiny ve ny namoronanao ny zanak’olombelona rehetra?+
84 Haharitra angaha moa ny androm-piainan’ny mpanomponao?+Rahoviana ihany ianao no hampihatra didim-pitsarana amin’ireo manenjika ahy?+