Deoteronomia 32:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Raha mba hendry mantsy izy ireo,+ dia ho nisaintsaina momba izany,+ Ka ho nieritreritra izay hiafarany aorian’izay.+ Salamo 39:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Jehovah ô, ampahafantaro ahy fa vetivety dia hifarana ny fiainako+Ary tena fohy ny androm-piainako,+Mba hahalalako fa mihelina ihany aho.+
29 Raha mba hendry mantsy izy ireo,+ dia ho nisaintsaina momba izany,+ Ka ho nieritreritra izay hiafarany aorian’izay.+
4 “Jehovah ô, ampahafantaro ahy fa vetivety dia hifarana ny fiainako+Ary tena fohy ny androm-piainako,+Mba hahalalako fa mihelina ihany aho.+