FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 40:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Aoka ho menatra sy hangaihay daholo+

      Ireo mifofo ny aiko mba hamonoana ahy.+

      Aoka hiverin-dalana sy ho afa-baraka ireo faly amin’ny fahavoazako.+

  • Salamo 109:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Aoka hitafy henatra ireo manohitra ahy,+

      Ary aoka handrakotra ny vatany toy ny akanjo ivelany ny fahafaham-baraka.+

  • Jeremia 20:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Momba ahy+ toy ny lehilahy mahery sy mampahatahotra anefa i Jehovah,+ ka ho tafintohina sy tsy haharesy ireo mpanenjika ahy.+ Ho menatra be tokoa izy ireo satria tsy hahomby. Ary tsy hohadinoina ny fahafaham-baraka hahazo azy, fa haharitra hatramin’ny fotoana tsy voafetra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara