FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 31:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Jehovah ô, aoka tsy hitsanga-menatra aho satria miantso anao.+

      Fa aoka kosa ny ratsy fanahy hitsanga-menatra.+

      Aoka hangina ao amin’ny Fasana* ireny.+

  • Salamo 35:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Aoka ho menatra sy ho afa-baraka ireo mifofo ny aiko.+

      Aoka hiverin-dalana sy hangaihay ireo mitetika ny hahatonga loza amiko.+

  • Salamo 70:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Aoka ho menatra sy hangaihay ireo mifofo ny aiko.+

      Aoka hiverin-dalana sy ho afa-baraka ireo faly amin’ny fahavoazako.+

  • Salamo 71:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Aoka ho menatra sy ho levona ny mpanohitra ahy.+

      Aoka ho tototry ny latsa sy ny fahafaham-baraka ireo mitady hanisy ratsy ahy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara