FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 17:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia hotafihiko izy rehefa reraka sy miraviravy tanana,+ ka hampihorohoroiko. Dia handositra ny olona rehetra miaraka aminy, ary hamely ny mpanjaka aho, rehefa izy irery sisa no tavela.+

  • Salamo 6:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ho menatra+ be sy ho very hevitra tanteraka ny fahavaloko rehetra,

      Hiverina ireny, ka ho menatra avy hatrany.+

  • Salamo 35:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Aoka ho menatra sy hangaihay daholo+

      Ireo faly amin’ny fahavoazako.+

      Aoka hitafy henatra+ sy fahafaham-baraka ireo mirehareha manohitra ahy.+

  • Salamo 71:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Aoka ho menatra sy ho levona ny mpanohitra ahy.+

      Aoka ho tototry ny latsa sy ny fahafaham-baraka ireo mitady hanisy ratsy ahy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara