Salamo 90:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa mihafohy ny androm-piainanay noho ny fahatezeranao.+Mihelina toy ny sento ireo taona iainanay.+ Jakoba 4:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tsy fantatrareo akory anefa izay hitranga aminareo rahampitso.+ Zavona miserana vetivety ianareo, ary levona rehefa avy eo.+
14 Tsy fantatrareo akory anefa izay hitranga aminareo rahampitso.+ Zavona miserana vetivety ianareo, ary levona rehefa avy eo.+