FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 14:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “Ny olona atera-behivavy+

      Dia fohy andro iainana+ sady mitebiteby lava.+

  • Salamo 39:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Mandehandeha eny ny olona nefa toy ny aloka ihany.+

      Mifofotra mafy izy ireo nefa tsy misy vokany akory izany.+

      Manangona fananana izy nefa tsy fantany izay ho tompon’izany.+

  • Mpitoriteny 6:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Fa iza no mahalala izay mahasoa ny olona mandritra ny androm-piainany,+ eo amin’izao fiainana poakaty sy mandalo toy ny aloka izao?+ Fa iza no hilaza amin’ny olona izay hitranga etỳ ambanin’ny masoandro aorian’ny ahalasanany?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara