Salamo 62:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Toy ny fofonaina ihany ny zanak’olombelona,+Tsy azo ianteherana ny taranak’olombelona.+Mbola maivana noho ny fofonaina izy rehetra, raha atao eo ambony mizana.+ Salamo 144:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mihelina toy ny fofonaina ny olombelona,+Ka toy ny aloka mandalo ny androm-piainany.+
9 Toy ny fofonaina ihany ny zanak’olombelona,+Tsy azo ianteherana ny taranak’olombelona.+Mbola maivana noho ny fofonaina izy rehetra, raha atao eo ambony mizana.+