Salamo 27:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Aoka ianao hanantena an’i Jehovah,+ manàna herim-po ary hatanjaho ny fonao,+Eny, aoka ianao hanantena an’i Jehovah.+ Salamo 37:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aoka ianao hangina eo anatrehan’i Jehovah,+Ka hiandry azy fatratra.+Aza tezitra amin’ny olona mahomby amin’izay ataony,+Dia ny olona mahatanteraka ny teti-dratsiny.+
14 Aoka ianao hanantena an’i Jehovah,+ manàna herim-po ary hatanjaho ny fonao,+Eny, aoka ianao hanantena an’i Jehovah.+
7 Aoka ianao hangina eo anatrehan’i Jehovah,+Ka hiandry azy fatratra.+Aza tezitra amin’ny olona mahomby amin’izay ataony,+Dia ny olona mahatanteraka ny teti-dratsiny.+