Salamo 62:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hiandry an’Andriamanitra amim-panginana tokoa aho,+Satria izy no antenaiko.+ Salamo 130:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Manantena aho fa hanampy ahy ianao, Jehovah ô! Manantena aho!+Ny teninao no andrasako.+ Romanina 15:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ilay Andriamanitra manome fanantenana anie hameno anareo amin’ny fifaliana sy ny fiadanana rehetra noho ny finoanareo, mba hitombo be ny fanantenanareo noho ny herin’ny fanahy masina!+
13 Ilay Andriamanitra manome fanantenana anie hameno anareo amin’ny fifaliana sy ny fiadanana rehetra noho ny finoanareo, mba hitombo be ny fanantenanareo noho ny herin’ny fanahy masina!+