Genesisy 49:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hiandry ny famonjena avy aminao aho, Jehovah ô!+ Salamo 27:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Aoka ianao hanantena an’i Jehovah,+ manàna herim-po ary hatanjaho ny fonao,+Eny, aoka ianao hanantena an’i Jehovah.+ Salamo 33:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Miandry an’i Jehovah isika.+Izy no mpanampy antsika sy ampingantsika.+ Salamo 40:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Nanantena fatratra an’i Jehovah aho,+Dia nanongilan-tsofina nihaino ahy izy ka nandre ny antso vonjy nataoko.+ Isaia 8:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary izaho hiandry an’i Jehovah,+ izay manafina ny tavany tsy ho hitan’ny taranak’i Jakoba.+ Dia hanantena Azy aho.+ Isaia 26:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Jehovah ô, ianao no antenainay mba hitarika anay ho amin’ny lalana atoron’ny didinao.+ Ny anaranao sy ny fahatsiarovana+ anao no irin’ny fonay.+ Lioka 2:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Nisy lehilahy atao hoe Simeona tany Jerosalema, ary olo-marina sy matahotra an’Andriamanitra izy. Niandry ny fampiononana+ ny Israely izy. Ary tao aminy ny fanahy masina.
14 Aoka ianao hanantena an’i Jehovah,+ manàna herim-po ary hatanjaho ny fonao,+Eny, aoka ianao hanantena an’i Jehovah.+
40 Nanantena fatratra an’i Jehovah aho,+Dia nanongilan-tsofina nihaino ahy izy ka nandre ny antso vonjy nataoko.+
17 Ary izaho hiandry an’i Jehovah,+ izay manafina ny tavany tsy ho hitan’ny taranak’i Jakoba.+ Dia hanantena Azy aho.+
8 Jehovah ô, ianao no antenainay mba hitarika anay ho amin’ny lalana atoron’ny didinao.+ Ny anaranao sy ny fahatsiarovana+ anao no irin’ny fonay.+
25 Nisy lehilahy atao hoe Simeona tany Jerosalema, ary olo-marina sy matahotra an’Andriamanitra izy. Niandry ny fampiononana+ ny Israely izy. Ary tao aminy ny fanahy masina.