Salamo 119:166 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 166 Ny famonjenao no antenaiko, Jehovah ô!+Ary ankatoaviko ny didinao.+ Isaia 40:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 “Ampionòny, ampionòny ny oloko!”, hoy ny Andriamanitrareo.+ Isaia 49:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mihobia, ry lanitra,+ ary mifalia, ry tany!+ Aoka ny tendrombohitra hiravoravo ka hihoby.+ Fa mampionona ny olony i Jehovah,+ sady mangoraka an’ireo mpanompony ory.+
13 Mihobia, ry lanitra,+ ary mifalia, ry tany!+ Aoka ny tendrombohitra hiravoravo ka hihoby.+ Fa mampionona ny olony i Jehovah,+ sady mangoraka an’ireo mpanompony ory.+